Marika

Tsy marika fotsiny ny THE FOUR. Amin’ny alalan’ireo kisary efatra ireo, dia afaka mizara ny filazantsara sy manana fiainam-pitoriana ny olona tsirairay. Izany no antony hizaranay maimaimpoana aminao ny marika famantaranay. Fa kosa tsy azonao ampiasaina hitadiavam-bola izany.

Marika famantarana

Ny kisary efatra sy ny soratra dia tsy maintsy ampiasaina miaraka ary tsy azo sarahina.