Mivavaha

Tena tsotra ny mivavaka, na dia tsy manana traikefa momba izany aza ianao. Zarao fotsiny amin’Andriamanitra ny fanontanianao, ny tahotrao ary ny fanirianao.

Ny vavaka azonao atao >

ANDRIAMANITRA O! MISAOTRA NOHON’NY FITIAVANAO AHY. TSAPAKO NIAINA TSY NISY ANAO AHO HATRAMIN’IZAO. TENA MIFONA AMINAO AHO NOHO IZANY. MAMELA AHY TAMIN’NY NIAINAKO NY FIANAKO ARAKA NY SITRAPOKO FOTSINY SY IREO FAHOTAKO REHETRA. MANOMBOKA IZAO DIA TE HIARA-DIA AMINAO AHO ARY TE HO ANAO. AOKA HO ANDRIAMANITRO IANAO, HO MPAMONJY AHY , ARY HO NAMAKO. AMEN.