MULTIMEDIA

HE FOUR dia natao hanampiana olona betsaka araka izay azo atao, hahatakatra ary hiaina ny hafatra tsara indrindra eto amin’izao tontolo izao amin’ny fomba mahasarika. Azonao zaraina mora foana. Mizarà sary, lahatsoratra na lahatsarin-dahatsary (vidéo post via social media) na ho hafatra manokana. Ampiasao ireo endrika ho toy ny finday na solosaina. Na soraty ho peta-drindrina A3 ny THE FOUR ary apetraho ao amin’ny efitranonao izany.