Tongasoa

THE
FOUR

Tongasoa eto amin'ny
THE
FOUR

Fitaovana

Momba anay

THE FOUR NFC Karte

Ny THE FOUR DIA TETIKASAN’NY CAMPUS POUR CHRIST SUISSE ARY NATAO NIARAKA TAMIN’NY VINA HIVELATRA MANERAN-TANY. IZY ITY DIA NALAINA AVY AMIN’NY “ZAVA-DEHIBE EFATRA MOMBA NY FIAINANA ARA-PANAHY”, IZAY NAVOAKAN’ANDRIAMATOA BILL BRIGHT, MPANORINA NY FIKAMBANANA CAMPUS POUR CHRIST MANERAN-TANY, NY TAONA 1952. HATRAMIN’NY IZANY, DIA OLONA AN-TAPITRISANY NO NANDRE NY FILAZANTSARA ARY TSY TAMBO ISAINA NO NANAPAKEVITRA HANARADIA AN’I JESOA TAMIN’NY ALALAN’NY THE FOUR.

Vina

"Ny olona rehetra dia handre ny Filazantsara ary ny Mpino rehetra dia hizara ny Vaovao mahafaly."

Soatoavina

Rehetra

Manolo-tena amin’ny fonay rehetra izahay ary manome izay rehetra anananay.

Tena fitiavana

Andriamanitra dia manome antsika ny fitiavany tsy misy fepetra ary manampy antsika hitia tsy misy fitiavan-tena.

Dream big

Ny zavatra rehetra dia hain’Andriamanitra. Te hanao zavatra goavana amin’ny alalantsika i Jesoa.

Mivavaha mafy

Mivavaka mafy isika satria tia an’i Jesoa ary te hahita vokatra ara-panahy.

Ekipa

Manome

NY FANOMEZANAO DIA HANAMPY AMIN’NY FIOVA-MPIANAN’NY OLONA MANERAN-TANY AMIN’NY FIHAONANY AMIN’ANDRIAMANITRA.
NY FANOMEZANA REHETRA DIA HAMPIASAINA AMIN’NY FANAPARIAHANA NY FILAZANTSARA. AZONAO ATAO NY MANOME TOY IZAO:

Fifandraisana

Mahafaly anay ny mamaly ny fanontanianao.

THE FOUR Usage

Adiresy

Campus Pour Christ Madagascar,
THE FOUR
Antananarivo, Vontovorona

Mailaka

Finday