Menu

Ahoana àry no hivavaka?

«Andriamanitra ô, misaotra Anao aho noho ny fitiavanao ahy sy ny fanirianao ny tsara indrindra ho an’ny fiainako. Tsapako fa niaina tsy nisy Anao aho. Mifona Aminao aho noho izany. Misaotra Jesoa Kristy ô, noho ny namelanao ny eritreritro sy ny asa feno fitiavan-tena nataoko, tamin’ny nahafatesanao sy ny nitsangananao tamin’ny maty ho ahy. Matoky Anao aho, ary mangataka Anao hiditra amin’ny eo fiainako. Aoka ho Andriamanitro Ianao. Aoka ho Mpamonjy ahy Ianao. Ary meteza ho namako. Ampio aho hiaina ny fitiavanao, ampio aho hitia Anao sy hitia ny namako tahaka ny hitiavako ny tenako. Ampio aho hahafantatra sy hiaina ny fikasàna tsara ho an’ny fiainako. Misaotra Anao aho Jesoa Tompo ô! Amena.»

Tu as une question ? Envoie-la nous en remplissant le formulaire ci-dessous :

Africa and Middle East

Asia Pacific

Europe

Latin America, the Caribbean and the US

Manana fanontaniana aho

Mamporisika anao hifandray tsy tapaka aminay izahay. Fenoy tsara ny taratasy milaza ny mombamomba anao etsy ambany, mba hahafahanay manampy anao.